Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2021

Lyrics

I follow you, you follow me

Ameza zah fonao iny

Manangy eh


Hafa raha samy manangy

Ny filatsakao vao navy

Miampy ilay tsiky manaingo

Nampisinda ny fanaviko

Ka mety ho tsara ihany izany anio

Tsy quoi na hifanara-body eny fa

Tsy maintsy hi-follow you

Mandrapahitako inspi

Hilazako amin'io

Maneva antsika roa eh

Maneva antsika roa eh


Ma-ma-ma-ma-ma

Ma-ma-ma-ma-manangy

Ameza zah fonao iny

I follow you, you follow me

Ma-ma-ma-ma-ma

Ma-ma-ma-ma-manangy

Ameza zah fonao iny

I follow you, you follow me


It's amazing

Ny filatsanao koa sexy classe

Ankafiziko ny plaisir

Za mandinika ny endriny

It's amazing

Ampelaso maro fa izy tena kiasy

Ohatra ny hoe tsy misy pentina

Ilay tsy ampy tato ampoko no entiny

Lia eh Izaho sy ianao

Lia eh akory atao

Efa lina eh ianao milamina eh

Lia eh Izaho sy ianao

Lia eh akory atao

Efa lina eh ianao milamina eh


Ma-ma-ma-ma-ma

Ma-ma-ma-ma-manangy

Ameza zah fonao iny

I follow you, you follow me

Ma-ma-ma-ma-ma

Ma-ma-ma-ma-manangy

Ameza zah fonao iny

I follow you, you follow me


Ny filatsakao mamiratra

Ny masoko avy de nihiratra

Fa ianao irery no hitako

Eh mama eh

Ianao ohatra ny diamondra

Tsisy mitovy aminao mama

Na hoe tsisy karanao

Eh mama eh

Fa lafatra ny filatrony

Mandeha milantolanto

Fa mba tena tsy aritro

Azovy anaranao


Ma-ma-ma-ma-ma

Ma-ma-ma-ma-manangy

Azovy anaranao

Ma-ma-ma-ma-ma

Ma-ma-ma-ma-manangy

Azovy anaranao


Lia eh Izaho sy ianao

Lia eh akory atao

Efa lina eh ianao milamina eh

Lia eh Izaho sy ianao

Lia eh akory atao

Efa lina eh ianao milamina eh


Ma-ma-ma-ma-ma

Ma-ma-ma-ma-manangy

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status