AZA MANAHY Lyrics
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2023
Lyrics
Izy io mah
Izy io mah
Izy io mah
Namako oh
Aza manahy ianao namanay ah
F'efa nilaza fa ho avy eo zahay ah
Ity porofo oh
Reo indray fa milahatra ah
Reo fa mihazakazaka ah
Vohay ndray ny lalana ah
Omeo malaladalaka ah
Kobnao ilay kolera
Gasy purss valera
Na toto manao akory ary
Hajao ny geste barrière
Fa ty tsy juste pour rire
Mitady vola tsy touristes
Na orambe ilatsak ary
Mitohy fona ny délire
Bang bang bang
Tode shoot ny ahy le baba
Tonga ampiosombovoka ny adala
Tsy mila tosika fanampiny aho
Fa tode mbay tany Sao degat
Izao ko efa may tany mi bredda
Mamay iany mamay iany
Efa azonao an-tsaina ilay melody
Raha vao hoe tioramar et compagnie
Za mandatsaka anazy efa anizid
Fa ty tsy amelako oh
Fa ty tsy ameloko oh
Babygyal mbo goshanabavy
Alatsao wa f'aza miafiafy
Alefa gyal wine pon di daddy
Alefa gyal wine pon di daddy
Babygyal mbo goshanabavy
Alatsao wa f'aza miafiafy
Alefa gyal wine pon di daddy
Alefa gyal wine pon di daddy
Izy io mah
Izy io mah
Izy io mah oh oh oh
Izy io mah
Izy io mah
Reo eh
Izy io mah
Izy io mah
Izy io mah oh oh oh
Izy io mah
Izy io mah
Reo eh
Namako oh
Aza manahy ianao namanay ah
F'efa nilaza fa ho avy eo zahay ah
Ity porofo oh
Reo indray fa milahatra ah
Reo fa mihazakazaka ah
Vohay ndray ny lalana ah
Omeo malaladalaka ah
Alefaso na lehibe na kilonga
Afaro tsara fa bito efa tonga
Anamafy sy andrava reo fomba
Aingana ary fa zao izy hanonga
Malagasy mampirevy amapiano
Kobonao ref bito no ato antrano o
Demareo ko ny revy apiakaro o
Tsisy bedy alefaso alefaso o
Oh ry kaleso oh
Tsy efa mba niova va reh
Tsy ariko oh
Na manelingelina azy eh
Apihetseo ndray ny andilanao
Fa poteko mintsy ny arina avant
Miseho be geste hidirako iany
Tonga ho anao ny alligator
Apihetseo ny andilanao
Fa poteko mintsy ny arina avant
Mizesiteo hidirako iany
Tonga hanao any ny alligator eh
Namako oh
Aza manahy ianao namanay ah
F'efa nilaza fa ho avy eo zahay ah
Ity porofo oh
Reo indray fa milahatra ah
Reo fa mihazakazaka ah
Vohay ndray ny lalana ah
Omeo malaladalaka ah
Izy io mah
Izy io mah
Izy io mah oh oh oh
Izy io mah
Izy io mah
Reo eh
Izy io mah
Izy io mah
Izy io mah oh oh oh
Izy io mah
Izy io mah
Reo eh